Salamo 90:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nipaoka azy ireo tampoka ianao,+ ka nihelina toy ny torimaso izy ireo.+Toy ny ahi-maitso izy ireo rehefa maraina ka miova.+ Salamo 103:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mihelina toy ny ahi-maitso ny androm-piainan’ny olombelona mety maty.+Mamony izy, nefa vetivety ihany toy ny voninkazo eny an-tsaha.+ Isaia 40:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Injay misy milaza hoe: “Miantsoantsoa!”+ Dia misy mamaly hoe: “Hiantso hoe ahoana?” “Ahitra ihany ny nofo rehetra, ary toy ny voninkazo eny an-tsaha+ ny hatsaram-panahiny rehetra.
5 Nipaoka azy ireo tampoka ianao,+ ka nihelina toy ny torimaso izy ireo.+Toy ny ahi-maitso izy ireo rehefa maraina ka miova.+
15 Mihelina toy ny ahi-maitso ny androm-piainan’ny olombelona mety maty.+Mamony izy, nefa vetivety ihany toy ny voninkazo eny an-tsaha.+
6 Injay misy milaza hoe: “Miantsoantsoa!”+ Dia misy mamaly hoe: “Hiantso hoe ahoana?” “Ahitra ihany ny nofo rehetra, ary toy ny voninkazo eny an-tsaha+ ny hatsaram-panahiny rehetra.