Ohabolana 3:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Maharikoriko an’i Jehovah+ ny olona fetsifetsy,+ fa ny olo-mahitsy kosa no manana fifandraisana akaiky aminy.+ Ohabolana 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Haharitra mandrakizay+ ny vava milaza ny marina,+ fa mihelina kosa ny lela fandainga.+ Zakaria 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Ary izao no tokony hataonareo:+ Samia milaza ny marina amin’ny namany avy.+ Mitsarà araka ny rariny, ary aoka ianareo hamoaka didim-pitsarana mampisy fihavanana, eo am-bavahadinareo.+ Efesianina 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa satria àry efa narianareo ny lainga,+ dia milazà ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+ Kolosianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mifandainga+ ianareo. Esory ny toetra taloha+ mbamin’ireo fanao niaraka taminy,
32 Maharikoriko an’i Jehovah+ ny olona fetsifetsy,+ fa ny olo-mahitsy kosa no manana fifandraisana akaiky aminy.+
16 “‘Ary izao no tokony hataonareo:+ Samia milaza ny marina amin’ny namany avy.+ Mitsarà araka ny rariny, ary aoka ianareo hamoaka didim-pitsarana mampisy fihavanana, eo am-bavahadinareo.+
25 Koa satria àry efa narianareo ny lainga,+ dia milazà ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+