1 Petera 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izay tia ny fiainana sy te hahita andro soa,+ dia aoka izy hitandrina ny lelany+ mba tsy hilaza zava-dratsy, ary ny molony mba tsy hiteny fitaka.+
10 “Izay tia ny fiainana sy te hahita andro soa,+ dia aoka izy hitandrina ny lelany+ mba tsy hilaza zava-dratsy, ary ny molony mba tsy hiteny fitaka.+