Eksodosy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana, na dia hatramin’ny taranaka faharivo aza.+ Salamo 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ho avy izy ireo ka hanambara ny fahamarinany+Amin’ny vahoaka mbola hateraka, ary hilaza fa izy no nanao izany.+
6 Fa izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana, na dia hatramin’ny taranaka faharivo aza.+
31 Ho avy izy ireo ka hanambara ny fahamarinany+Amin’ny vahoaka mbola hateraka, ary hilaza fa izy no nanao izany.+