8 Ary homeko anao sy ny taranakao handimby anao ny tany hivahinianao,+ eny, ny tany Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandritra ny fotoana tsy voafetra. Dia ho Andriamaniny aho.”+
5 Tsy nanome azy lova teto anefa Andriamanitra, na dia tany eram-paladia aza,+ fa nampanantena kosa ny hanome ity tany ity ho fananany+ sy ho fananan’ny taranany mandimby azy,+ na dia mbola tsy nanan-janaka aza izy tamin’izay.+