Jona 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia niantsoantso an’i Jehovah ireo, ka nanao hoe:+ “Jehovah ô! Aoka re tsy ho faty izahay noho ny amin’ny ain’ity lehilahy ity e! Ary aza melohina ho nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izahay,+ satria efa nanao izay tianao ianao,+ Jehovah ô!”
14 Dia niantsoantso an’i Jehovah ireo, ka nanao hoe:+ “Jehovah ô! Aoka re tsy ho faty izahay noho ny amin’ny ain’ity lehilahy ity e! Ary aza melohina ho nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izahay,+ satria efa nanao izay tianao ianao,+ Jehovah ô!”