Joba 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hahita ny fahavoazan’ireny ny marina ka hifaly,+Ary haneso an’ireny ny olona tsy manan-tsiny, ka hanao hoe: Salamo 52:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hahita izany ny olo-marina, ka hatahotra+Sy hihomehy azy.+ Salamo 58:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hifaly ny olo-marina rehefa mahita ny fampiharana valifaty.+Handroboka ny tongony ao amin’ny ran’ny ratsy fanahy izy.+
19 Hahita ny fahavoazan’ireny ny marina ka hifaly,+Ary haneso an’ireny ny olona tsy manan-tsiny, ka hanao hoe:
10 Hifaly ny olo-marina rehefa mahita ny fampiharana valifaty.+Handroboka ny tongony ao amin’ny ran’ny ratsy fanahy izy.+