-
Deoteronomia 4:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 “Fa anontanio ange ny momba ny andro taloha+ e, hatramin’ny andro namoronan’Andriamanitra ny olona teto an-tany,+ manomboka any amin’ny faravodilanitra iray hatrany amin’ny faravodilanitra iray, ka ataovy hoe: Efa nisy zava-dehibe toy izany ve nitranga? Ary efa mba nisy nandre zavatra toy izany ve?+
-