Salamo 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 An’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy,+Eny, ny tany lonaka sy izay monina eo aminy.+ Isaia 33:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny tsy fivadihana mandritra ny fotoana voatondronao no harenan’ny famonjena.+ Fahendrena sy fahalalana+ ary tahotra an’i Jehovah+ no zava-tsarobidiny. Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+
6 Ny tsy fivadihana mandritra ny fotoana voatondronao no harenan’ny famonjena.+ Fahendrena sy fahalalana+ ary tahotra an’i Jehovah+ no zava-tsarobidiny.
33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+