Salamo 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Avy amin’i Jehovah ny famonjena.+Mitahy ny olonao ianao.+ Sela. Asan’ny Apostoly 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra izay manome fiainana.+ Kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay.+
15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra izay manome fiainana.+ Kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay.+