Salamo 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hanome hery ny vahoakany i Jehovah.+Hitahy ny vahoakany i Jehovah ka hanome azy fiadanana.+ Efesianina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hisaorana anie ilay Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria nitahy antsika izy+ ka nanome antsika ny fitahiana ara-panahy rehetra any amin’ny faritry ny lanitra,+ noho isika tafaray amin’i Kristy! Hebreo 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa hoy izy: “Hitahy dia hitahy anao tokoa aho, ary hataoko maro dia maro ianao.”+
3 Hisaorana anie ilay Andriamanitra sady Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria nitahy antsika izy+ ka nanome antsika ny fitahiana ara-panahy rehetra any amin’ny faritry ny lanitra,+ noho isika tafaray amin’i Kristy!