13 Izany koa no isaoranay mandrakariva an’Andriamanitra,+ satria rehefa nandray ny tenin’Andriamanitra+ renareo avy taminay ianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin’olona+ izany fa araka ny tena izy, dia tenin’Andriamanitra, izay miasa koa ao anatinareo mpino.+