Eksodosy 16:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia napetrak’i Arona teo anoloan’ny Tenin’ny Vavolombelona+ izany mba ho zavatra tokony hotehirizina, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Salamo 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana.
34 Dia napetrak’i Arona teo anoloan’ny Tenin’ny Vavolombelona+ izany mba ho zavatra tokony hotehirizina, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.
7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana.