2 Samoela 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary homba anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza tokoa ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.
9 Ary homba anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza tokoa ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.