Salamo 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho,+ fa manodidina ahy ny fahavaloko,+Ampio aho mba tsy ho voasakantsakana ny fandehanako amin’ny lalanao.+ Salamo 143:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Amin’ny maraina, dia ataovy izay handrenesako ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Fa ianao no itokisako.+Ampahafantaro ahy ny lalana tokony halehako,+Fa foiko ho anao ny tenako.+ Salamo 143:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ampianaro hanao ny sitraponao aho,+Fa ianao no Andriamanitro.+Tsara ny fanahinao,+Ka enga anie izy io hitarika ahy, ao amin’ny tanin’ny fahitsiana!+
8 Jehovah ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho,+ fa manodidina ahy ny fahavaloko,+Ampio aho mba tsy ho voasakantsakana ny fandehanako amin’ny lalanao.+
8 Amin’ny maraina, dia ataovy izay handrenesako ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Fa ianao no itokisako.+Ampahafantaro ahy ny lalana tokony halehako,+Fa foiko ho anao ny tenako.+
10 Ampianaro hanao ny sitraponao aho,+Fa ianao no Andriamanitro.+Tsara ny fanahinao,+Ka enga anie izy io hitarika ahy, ao amin’ny tanin’ny fahitsiana!+