Salamo 42:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Amin’ny antoandro, dia hirahin’i Jehovah ho atỳ amiko ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+Ary amin’ny alina, dia hihira momba azy aho.+Hivavaka amin’ilay Andriamanitra nanome aina ahy aho.+ Salamo 46:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Eo afovoan’ilay tanàna Andriamanitra,+ ka tsy ho voahozongozona izy io.+Hamonjy azy Andriamanitra, raha vao tonga ny maraina.+ Salamo 59:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa izaho kosa hihira ny herinao.+Ary amin’ny maraina, dia hilaza amim-pifaliana ny hatsaram-panahinao feno fitiavana aho.+Fa tendrombohitra fandosirako ianao,+Ary toerana fialofako amin’ny andro fahoriako.+
8 Amin’ny antoandro, dia hirahin’i Jehovah ho atỳ amiko ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+Ary amin’ny alina, dia hihira momba azy aho.+Hivavaka amin’ilay Andriamanitra nanome aina ahy aho.+
5 Eo afovoan’ilay tanàna Andriamanitra,+ ka tsy ho voahozongozona izy io.+Hamonjy azy Andriamanitra, raha vao tonga ny maraina.+
16 Fa izaho kosa hihira ny herinao.+Ary amin’ny maraina, dia hilaza amim-pifaliana ny hatsaram-panahinao feno fitiavana aho.+Fa tendrombohitra fandosirako ianao,+Ary toerana fialofako amin’ny andro fahoriako.+