Salamo 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jereo aho ka valio, Jehovah Andriamanitro ô!Ampamirapirato ny masoko,+ sao ho renoky ny torimasom-pahafatesana+ aho, Ohabolana 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa jiro ny didy,+ fahazavana ny lalàna,+ ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana,+ Matio 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ny maso+ no jiron’ny vatana. Koa raha tsotra* ny masonao, dia hazava tsara ny tenanao manontolo,
3 Jereo aho ka valio, Jehovah Andriamanitro ô!Ampamirapirato ny masoko,+ sao ho renoky ny torimasom-pahafatesana+ aho,
23 Fa jiro ny didy,+ fahazavana ny lalàna,+ ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana,+