-
Apokalypsy 20:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary nahita seza fiandrianana+ maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, dia nomena fahefana hitsara izy ireo.+ Eny, hitako izay novonoina tamin’ny famaky noho izy nitory momba an’i Jesosy sy niresaka momba an’Andriamanitra. Tsy nivavaka tamin’ilay bibidia+ na tamin’ny sariny+ izy ireo sady tsy nandray ilay marika ho eo amin’ny handriny sy ho eo amin’ny tanany.+ Ary velona ireo ka niara-nanjaka+ tamin’i Kristy arivo taona.
-