Salamo 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no lazain’ny olona maro momba ahy:“Tsy hahazo famonjena avy amin’Andriamanitra izy.”+ Sela. Salamo 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Efa nankininy tamin’i Jehovah ny fiainany,+ koa aoka Izy hamonjy azy!+Aoka Izy hanafaka azy, raha mankasitraka azy!”+ Salamo 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mandatsa ahy loatra ireo mankahala ahy, ka toy ny torotoro mihitsy ny taolako.+Ary milaza amiko foana izy ireo hoe: “Aiza ity Andriamanitrao?”+
8 “Efa nankininy tamin’i Jehovah ny fiainany,+ koa aoka Izy hamonjy azy!+Aoka Izy hanafaka azy, raha mankasitraka azy!”+
10 Mandatsa ahy loatra ireo mankahala ahy, ka toy ny torotoro mihitsy ny taolako.+Ary milaza amiko foana izy ireo hoe: “Aiza ity Andriamanitrao?”+