Matio 27:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Nitoky tamin’Andriamanitra izy. Koa raha tia azy Andriamanitra, dia aoka hamonjy+ azy ankehitriny, satria hoy izy: ‘Zanak’Andriamanitra aho.’”+ Lioka 23:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nijanona nijery teo ny olona.+ Fa ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy kosa naneso azy hoe: “Ny hafa novonjeny, koa aoka izy hamonjy+ ny tenany raha izy no Kristin’Andriamanitra, ilay Voafidy.”+
43 Nitoky tamin’Andriamanitra izy. Koa raha tia azy Andriamanitra, dia aoka hamonjy+ azy ankehitriny, satria hoy izy: ‘Zanak’Andriamanitra aho.’”+
35 Dia nijanona nijery teo ny olona.+ Fa ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy kosa naneso azy hoe: “Ny hafa novonjeny, koa aoka izy hamonjy+ ny tenany raha izy no Kristin’Andriamanitra, ilay Voafidy.”+