Joba 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nitanatana vava handrapaka ahy ny olona,+Ary namely tehamaina ahy, no sady nandatsa.Maro be izy ireo no nifarimbona niady tamiko.+ Salamo 35:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Mitanatana vava mandatsa ahy izy ireo,+Ka milaza hoe: “Tsara ho azy izay! Ny masonay mihitsy no nahita.”+ Fitomaniana 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Manoka-bava hamelezana anao avokoa ny fahavalonao.+Misioka izy ireo ary mihidy vazana,+ ka milaza hoe: “Harapatsika izy.+Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika.+ Azontsika e! Hitantsika e!”+ Matio 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nikaon-doha+ izy ireo mba hisamborana an’i Jesosy amin-kafetsena, sy mba hamonoana azy ho faty.
10 Nitanatana vava handrapaka ahy ny olona,+Ary namely tehamaina ahy, no sady nandatsa.Maro be izy ireo no nifarimbona niady tamiko.+
21 Mitanatana vava mandatsa ahy izy ireo,+Ka milaza hoe: “Tsara ho azy izay! Ny masonay mihitsy no nahita.”+
16 Manoka-bava hamelezana anao avokoa ny fahavalonao.+Misioka izy ireo ary mihidy vazana,+ ka milaza hoe: “Harapatsika izy.+Ity mihitsy ilay andro efa nandrasantsika.+ Azontsika e! Hitantsika e!”+