Joba 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nandrotidrotika ahy ny fahatezerany, ary mankahala+ ahy izy.Mihidy vazana amiko koa izy.+Manjary masiaka amiko ny mason’ny fahavaloko.+ Salamo 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manao tetika hamelezana ny olo-marina ny ratsy fanahy,+Ka mihidy vazana aminy.+ Asan’ny Apostoly 7:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Tezitra mafy izy ireo tao am-pony+ tao rehefa nandre izany ka nihidy vazana+ taminy.
9 Nandrotidrotika ahy ny fahatezerany, ary mankahala+ ahy izy.Mihidy vazana amiko koa izy.+Manjary masiaka amiko ny mason’ny fahavaloko.+