Salamo 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Halako ny antokon’olona mpanao ratsy,+Ary tsy miara-mipetraka amin’ny ratsy fanahy aho.+ Salamo 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza taritaritina miaraka amin’ny ratsy fanahy sy ny mpanao ratsy aho.+Fihavanana no resahin’ireny amin’ny namany+ nefa ratsy ny ao am-pony.+ Ohabolana 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Anaka, aza manaiky raha mitady hitaona anao ny mpanota.+
3 Aza taritaritina miaraka amin’ny ratsy fanahy sy ny mpanao ratsy aho.+Fihavanana no resahin’ireny amin’ny namany+ nefa ratsy ny ao am-pony.+