2 Samoela 13:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Farany, dia hoy i Absaloma: “Raha tsy handeha àry ianao, dia mba avelao hiaraka aminay re i Amnona rahalahiko!”+ Dia hoy ny mpanjaka: “Nahoana izy no handeha hiaraka aminao?” Salamo 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mifandainga foana izy ireo,+Ary manao teny fandokafana+ nefa mihatsaravelatsihy.*+ Salamo 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza taritaritina miaraka amin’ny ratsy fanahy sy ny mpanao ratsy aho.+Fihavanana no resahin’ireny amin’ny namany+ nefa ratsy ny ao am-pony.+
26 Farany, dia hoy i Absaloma: “Raha tsy handeha àry ianao, dia mba avelao hiaraka aminay re i Amnona rahalahiko!”+ Dia hoy ny mpanjaka: “Nahoana izy no handeha hiaraka aminao?”
3 Aza taritaritina miaraka amin’ny ratsy fanahy sy ny mpanao ratsy aho.+Fihavanana no resahin’ireny amin’ny namany+ nefa ratsy ny ao am-pony.+