Deoteronomia 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia alenteho tsikelikely ao an-tsain’ny zanakao izany+ ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry,+ na mifoha. Ohabolana 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy, anaka, ny anatry ny rainareo,+ ary aoka ianareo hanongilan-tsofina, mba hahira-tsaina.+ Ohabolana 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ankatoavy, anaka, ny didin-drainao,+ ary aza atao tsinontsinona ny lalàn-dreninao.+ Efesianina 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo,+ fa tezao+ hatrany araka ny fananarana+ sy ny fomba fisainan’i+ Jehovah izy. Hebreo 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanana ray olombelona isika mba hanafay antsika,+ ary nohajaintsika izy ireny. Koa tsy vao mainka tokony hanaiky an’ilay Raintsika ara-panahy ve isika mba ho velona?+
7 Dia alenteho tsikelikely ao an-tsain’ny zanakao izany+ ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry,+ na mifoha.
4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo,+ fa tezao+ hatrany araka ny fananarana+ sy ny fomba fisainan’i+ Jehovah izy.
9 Nanana ray olombelona isika mba hanafay antsika,+ ary nohajaintsika izy ireny. Koa tsy vao mainka tokony hanaiky an’ilay Raintsika ara-panahy ve isika mba ho velona?+