Deoteronomia 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia alenteho tsikelikely ao an-tsain’ny zanakao izany+ ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry,+ na mifoha. Salamo 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avia ianareo, anaka, ary mihainoa ahy.+Ny fahatahorana an’i Jehovah no hampianariko anareo.+ Ohabolana 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Henoy, anaka, ny anatry ny rainao,+ ary aza atao tsinontsinona ny lalàn-dreninao.+ Ohabolana 19:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Henoy ny torohevitra, ary raiso ny anatra+ mba ho hendry ianao amin’ny hoavy.+ Efesianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ianareo zanaka, ankatoavy ny ray aman-dreninareo+ araka ny sitrapon’ny+ Tompo, fa marina eo imasony+ izany.
7 Dia alenteho tsikelikely ao an-tsain’ny zanakao izany+ ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry,+ na mifoha.
6 Ianareo zanaka, ankatoavy ny ray aman-dreninareo+ araka ny sitrapon’ny+ Tompo, fa marina eo imasony+ izany.