Salamo 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+ Galatianina 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+
16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+
7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+