Salamo 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nomenao azy izay nirin’ny fony,+Ary tsy nolavinao izay notadiaviny.+ Sela. Salamo 37:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka koa ianao ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah,+Dia homeny anao izay irin’ny fonao.+ Jaona 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Mbola tsy nangataka na inona na inona tamin’ny anarako ianareo, hatramin’izao. Mangataha dia hahazo ianareo, mba ho feno ny fifalianareo.+ 1 Jaona 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izao no toky ananantsika ny amin’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+
24 Mbola tsy nangataka na inona na inona tamin’ny anarako ianareo, hatramin’izao. Mangataha dia hahazo ianareo, mba ho feno ny fifalianareo.+
14 Izao no toky ananantsika ny amin’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+