Ohabolana 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hazon’aina ny tenin’ny olona tony,+ fa ny tenin’ny mpamitaka kosa mahakivy.+ 2 Korintianina 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Miharihary fa taratasin’i Kristy nosoratanay mpanompo+ ianareo, tsy nosoratana tamin’ny ranomainty anefa, fa tamin’ny fanahin’Andriamanitra+ velona, ary tsy teo amin’ny takela-bato,+ fa teo amin’ny takelaka nofo, dia ny fo.+
3 Miharihary fa taratasin’i Kristy nosoratanay mpanompo+ ianareo, tsy nosoratana tamin’ny ranomainty anefa, fa tamin’ny fanahin’Andriamanitra+ velona, ary tsy teo amin’ny takela-bato,+ fa teo amin’ny takelaka nofo, dia ny fo.+