2 Samoela 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary sady nanozona i Simey no niteny hoe: “Ndeha mandeha any! Ndeha mandeha any, ry lehilahy mpandatsa-dra+ sady tsy manjary!+ Joba 34:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hisy sahy hiteny amin’ny mpanjaka ve hoe: ‘Olona tsy manjary ianao’,Ary amin’ny olona ambony hoe: ‘Olon-dratsy ianao’?+
7 Ary sady nanozona i Simey no niteny hoe: “Ndeha mandeha any! Ndeha mandeha any, ry lehilahy mpandatsa-dra+ sady tsy manjary!+
18 Hisy sahy hiteny amin’ny mpanjaka ve hoe: ‘Olona tsy manjary ianao’,Ary amin’ny olona ambony hoe: ‘Olon-dratsy ianao’?+