Joba 13:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa zava-mangidy no soratanao hiampangana ahy,+Ary ampitondrainao ny vokatry ny fahadisoako tamin’ny fahatanorako aho.+ Salamo 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hadinoy re ny fahotan’ny fahatanorako sy ny fikomiako e!+Tsarovy anefa aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Sy noho ny hatsaran-toetranao, Jehovah ô!+
26 Fa zava-mangidy no soratanao hiampangana ahy,+Ary ampitondrainao ny vokatry ny fahadisoako tamin’ny fahatanorako aho.+
7 Hadinoy re ny fahotan’ny fahatanorako sy ny fikomiako e!+Tsarovy anefa aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Sy noho ny hatsaran-toetranao, Jehovah ô!+