Mpitoriteny 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tena zava-poana!”,+ hoy ilay mpamory vahoaka, “tena zava-poana! Zava-poana ny zava-drehetra!”+ Mpitoriteny 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nodinihiko izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro,+ ka hitako fa ny zava-drehetra dia zava-poana sy toy ny misambo-drivotra fotsiny.+
14 Dia nodinihiko izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro,+ ka hitako fa ny zava-drehetra dia zava-poana sy toy ny misambo-drivotra fotsiny.+