Salamo 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+ Salamo 48:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mandehana ianareo mihodidina an’i Ziona,+Ka isao ny tilikambony.+ Salamo 127:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 127 Raha tsy i Jehovah no manao ny trano,+Dia very maina ny asa mafy ataon’ny mpanorina azy.+Ary raha tsy i Jehovah no miambina ny tanàna,+Dia very maina ny fiaretan-torin’ny mpiambina.+
2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+
127 Raha tsy i Jehovah no manao ny trano,+Dia very maina ny asa mafy ataon’ny mpanorina azy.+Ary raha tsy i Jehovah no miambina ny tanàna,+Dia very maina ny fiaretan-torin’ny mpiambina.+