2 Tantara 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Ozia,+ na ny voalohany na ny farany, dia efa nosoratan’i Isaia+ mpaminany zanak’i Amoza.+ Lioka 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 araka izay voasoratra ao amin’ny boky misy ny tenin’i Isaia mpaminany hoe: “Injay misy miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah! Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.+
22 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Ozia,+ na ny voalohany na ny farany, dia efa nosoratan’i Isaia+ mpaminany zanak’i Amoza.+
4 araka izay voasoratra ao amin’ny boky misy ny tenin’i Isaia mpaminany hoe: “Injay misy miantso mafy any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah! Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.+