20 Dia nifoha vao maraina ny olona, ka nankany an-tany efitr’i+ Tekoa.+ Rehefa handeha anefa izy ireo, dia hoy i Josafata: “Mihainoa ahy, ry Joda sy ry mponin’i Jerosalema!+ Minoa+ an’i Jehovah Andriamanitrareo mba ho ela velona ianareo. Minoa koa ny mpaminaniny+ ka mahazoa fandresena.”