Nehemia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nonina tao Jerosalema+ ny andrianan’ny+ vahoaka. Nanao antsapaka+ kosa ny vahoaka mba hakana ny ampahafolon’izy ireo honina ao Jerosalema tanàna masina,+ ary ny sivy ampahafolony honina any amin’ireo tanàna hafa. Salamo 48:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Lehibe i Jehovah ka tena mendrika hoderaina+Ao amin’ny tanànan’Andriamanitsika,+ ao amin’ny tendrombohiny masina.+ Matio 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nitondra azy nankany amin’ny tanàna masina+ avy eo ny Devoly, ka nametraka azy teo an-tampon’ny mandan’ny tempoly,
11 Nonina tao Jerosalema+ ny andrianan’ny+ vahoaka. Nanao antsapaka+ kosa ny vahoaka mba hakana ny ampahafolon’izy ireo honina ao Jerosalema tanàna masina,+ ary ny sivy ampahafolony honina any amin’ireo tanàna hafa.
48 Lehibe i Jehovah ka tena mendrika hoderaina+Ao amin’ny tanànan’Andriamanitsika,+ ao amin’ny tendrombohiny masina.+
5 Ary nitondra azy nankany amin’ny tanàna masina+ avy eo ny Devoly, ka nametraka azy teo an-tampon’ny mandan’ny tempoly,