Isaia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ny lanitra hihaino,+ ary aoka ny tany hanongilan-tsofina, fa izao no nolazain’i Jehovah: “Efa nitaiza sy nahalehibe zanaka aho,+ nefa nikomy tamiko izy ireo.+ Isaia 31:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Koa miverena+ amin’Ilay nikomian’ny zanak’Israely, fa lehibe ny fikomiana nataon’izy ireo taminy.+ Isaia 59:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mandika lalàna sy mandà an’i Jehovah+ izahay, ary mihemotra miala amin’Andriamanitray. Fampahoriana sy fikomiana+ no resakay, ary mamoron-dainga ao am-ponay izahay ka mingonongonona an’izany.+
2 Aoka ny lanitra hihaino,+ ary aoka ny tany hanongilan-tsofina, fa izao no nolazain’i Jehovah: “Efa nitaiza sy nahalehibe zanaka aho,+ nefa nikomy tamiko izy ireo.+
6 “Koa miverena+ amin’Ilay nikomian’ny zanak’Israely, fa lehibe ny fikomiana nataon’izy ireo taminy.+
13 Mandika lalàna sy mandà an’i Jehovah+ izahay, ary mihemotra miala amin’Andriamanitray. Fampahoriana sy fikomiana+ no resakay, ary mamoron-dainga ao am-ponay izahay ka mingonongonona an’izany.+