Salamo 78:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nitady hamitaka azy tamin’ny teniny anefa izy ireo,+Ary nitady handainga taminy.+ Isaia 32:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa mbola hiteny hadalana ihany ny adala,+ ary mamorona teti-dratsy ao am-pony+ izy, mba hahatonga fivadiham-pinoana+ sy mba hilazana lainga hanoherana an’i Jehovah ary mba handefasana ny noana sy ny mangetaheta hody maina.+
6 Fa mbola hiteny hadalana ihany ny adala,+ ary mamorona teti-dratsy ao am-pony+ izy, mba hahatonga fivadiham-pinoana+ sy mba hilazana lainga hanoherana an’i Jehovah ary mba handefasana ny noana sy ny mangetaheta hody maina.+