Salamo 48:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+ Salamo 87:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Malaza ho be voninahitra ianao, ry tanànan’ilay tena Andriamanitra!+ Sela. Isaia 62:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hantsoin’ny olona hoe vahoaka masina+ navotan’i Jehovah+ izy ireo. Ary ianao koa hantsoina hoe Ilay Tadiavina, Tanàna Tsy Nafoy Tanteraka.+ Hebreo 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona,+ sy tanànan’ilay+ Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely+ an’alinalina
2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+
12 Dia hantsoin’ny olona hoe vahoaka masina+ navotan’i Jehovah+ izy ireo. Ary ianao koa hantsoina hoe Ilay Tadiavina, Tanàna Tsy Nafoy Tanteraka.+
22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona,+ sy tanànan’ilay+ Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely+ an’alinalina