Salamo 37:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany,+Ka tena ho finaritra amin’ny fiadanam-be.+ Salamo 37:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ny olo-marina no handova ny tany,+Ka honina eo mandrakizay.+ Matio 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Sambatra ny malemy fanahy,+ fa izy no handova ny tany.+ Apokalypsy 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izay mandresy dia handova izany, ka ho Andriamaniny+ aho ary izy ho zanako.+