Salamo 22:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hihinana ny mpandefitra ka ho voky,+Ary hidera an’i Jehovah ireo mitady Azy.+Hitepo* mandrakizay anie ny fonareo!+ Salamo 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah no ho reharehako.+Handre izany ny mpandefitra ka ho faly.+ Matio 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mahiratra ny jamba,+ mandeha ny malemy,+ voadio ny boka,+ mandre ny marenina,+ atsangana ny maty,+ ary itoriana ny vaovao tsara+ ny mahantra.
26 Hihinana ny mpandefitra ka ho voky,+Ary hidera an’i Jehovah ireo mitady Azy.+Hitepo* mandrakizay anie ny fonareo!+
5 Mahiratra ny jamba,+ mandeha ny malemy,+ voadio ny boka,+ mandre ny marenina,+ atsangana ny maty,+ ary itoriana ny vaovao tsara+ ny mahantra.