2 Raha mbola teo am-panompoana+ an’i Jehovah izy ireo ho fanasoavana ny besinimaro sady mbola nifady hanina, dia hoy ny fanahy masina: “Amin’ny olona rehetra dia i Barnabasy sy Saoly+ no atokàny ho ahy mba hanao ny asa niantsoako azy.”
4 Fa mampiseho+ ny tenanay ho mpanompon’Andriamanitra izahay amin’ny lafiny rehetra, dia amin’ny fiaretana be, amin’ny fahoriana, amin’ny tsy fisiana, amin’ny zava-tsarotra,+