13 “Arosoy ny antsy fijinjana,+ fa masaka ny vokatra.+ Avia, midìna fa feno be ny lavaka famiazam-boaloboka,+ ary tondraka ny ao anatin’ny fanantazana ka mihoatra. Fa nanjary nitombo be ny faharatsian’ireo firenena.+
20 Ary nohitsakitsahina tany ivelan’ny tanàna+ ny voaloboka tao anaty famiazana, ka nisy ra nivoaka avy tao. Ary tafakatra hatreo amin’ny lamboridin-tsoavaly+ ny ra sady tonga hatrany amin’ny eninjato sy arivo stadio.*+