Eksodosy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana, na dia hatramin’ny taranaka faharivo aza.+ Salamo 63:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsara noho ny aina ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Ka hidera anao ny molotro.+ Salamo 107:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Misaora an’i Jehovah noho ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+Sy noho ny asa mahatalanjona nataony ho an’ny zanak’olombelona.+ Salamo 136:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 136 Misaora an’i Jehovah, fa tsara izy:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+
6 Fa izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa hanehoako hatsaram-panahy feno fitiavana, na dia hatramin’ny taranaka faharivo aza.+
8 Misaora an’i Jehovah noho ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+Sy noho ny asa mahatalanjona nataony ho an’ny zanak’olombelona.+