Levitikosy 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy sady misaraka tsara ny kitrony, saingy tsy mandinika. Maloto aminareo izy. Deoteronomia 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy, nefa tsy mandinika. Maloto aminareo izy. Tsy misy azonareo hanina ny henan’ireny, ary aza kasihina ny fatiny.+ Isaia 65:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 sy mipetraka eny amin’ny fasana+ sy mijanona mandritra ny alina ao amin’ny trano rantsankazo fiambenana, sy mihinana henan-kisoa+ sy manisy ron’ny zava-maloto+ ao am-biliany,
7 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy sady misaraka tsara ny kitrony, saingy tsy mandinika. Maloto aminareo izy.
8 Toy izany koa ny kisoa,+ satria mivaky kitro izy, nefa tsy mandinika. Maloto aminareo izy. Tsy misy azonareo hanina ny henan’ireny, ary aza kasihina ny fatiny.+
4 sy mipetraka eny amin’ny fasana+ sy mijanona mandritra ny alina ao amin’ny trano rantsankazo fiambenana, sy mihinana henan-kisoa+ sy manisy ron’ny zava-maloto+ ao am-biliany,