51 Ary hohanin’izy ireo tokoa ny zanaky ny biby fiompinao sy ny vokatry ny taninao mandra-pahalany ringana anao,+ ary tsy hisy havelany ho anao na varimbazaha, na divay vaovao, na menaka, na ny zanaky ny omby sy ny ondry aman’osinao, mandra-pandringany tanteraka anao.+