Isaia 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hotetehiny ny ao ankavanana nefa ho noana ihany izy, ary hohaniny ny ao ankavia nefa tsy ho voky izy.+ Samy hihinana ny nofon-tsandriny izy ireo,+ Mika 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hihinana ianao nefa tsy ho voky, ary mbola ho noana ihany ianao.+ Hafindranao ny fanananao nefa tsy ho voatahirinao. Ary izay voatahirinao aza dia hatolotro ho an’ny sabatra.+ Hagay 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Be no nafafinareo, nefa kely no taomina.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky.+ Misotro ianareo nefa tsy ampy hahamamo akory izany. Mitafy ianareo nefa tsy mafana. Ary izay mikarama dia mahazo karama hatao ao anaty kitapo loaka.’”+
20 Hotetehiny ny ao ankavanana nefa ho noana ihany izy, ary hohaniny ny ao ankavia nefa tsy ho voky izy.+ Samy hihinana ny nofon-tsandriny izy ireo,+
14 Dia hihinana ianao nefa tsy ho voky, ary mbola ho noana ihany ianao.+ Hafindranao ny fanananao nefa tsy ho voatahirinao. Ary izay voatahirinao aza dia hatolotro ho an’ny sabatra.+
6 Be no nafafinareo, nefa kely no taomina.+ Mihinana ianareo nefa tsy voky.+ Misotro ianareo nefa tsy ampy hahamamo akory izany. Mitafy ianareo nefa tsy mafana. Ary izay mikarama dia mahazo karama hatao ao anaty kitapo loaka.’”+