30 “‘Koa arakaraka izay nataonareo avy no hitsarako anareo,+ ry taranak’Israely ô!’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.+ ‘Mibebaha ka mialà amin’ny fahadisoana rehetra nataonareo,+ ary aoka tsy hisy na inona na inona ho tonga vato mahatafintohina anareo, ka hahatonga anareo hanao fahadisoana.+