Joba 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy. Romanina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+ 1 Petera 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mpitsara tsy miangatra+ ny Ray ary mitsara ny tsirairay araka ny asany avy. Koa raha izy no antsoinareo, dia aoka ianareo hitondra tena amin-tahotra+ mandritra ny andro fivahinianareo.+
11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy.
17 Mpitsara tsy miangatra+ ny Ray ary mitsara ny tsirairay araka ny asany avy. Koa raha izy no antsoinareo, dia aoka ianareo hitondra tena amin-tahotra+ mandritra ny andro fivahinianareo.+