Salamo 51:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hanadio ahy amin’ny hysopa* anie ianao, mba ho afaka ny fahotako ka hadio aho!+Hosasanao anie aho, mba ho fotsy mangatsakatsaka!*+ Isaia 44:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hokosehiko ny fahadisoanao toy ny hoe hosaronana rahona,+ ary hokosehiko ny fahotanao toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Koa miverena amiko+ fa havotako ianao.+ Fitomaniana 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nadio+ be* ny Naziritany,+ sady fotsy noho ny ronono.Mena+ noho ny haran-dranomasina* izy ireo, sady nangirana toy ny safira.+ Mika 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hamindra fo+ amintsika indray izy, ary horeseny ny fahadisoantsika.+ Ary hatsipinao any amin’ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra.+
7 Hanadio ahy amin’ny hysopa* anie ianao, mba ho afaka ny fahotako ka hadio aho!+Hosasanao anie aho, mba ho fotsy mangatsakatsaka!*+
22 Hokosehiko ny fahadisoanao toy ny hoe hosaronana rahona,+ ary hokosehiko ny fahotanao toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Koa miverena amiko+ fa havotako ianao.+
7 Nadio+ be* ny Naziritany,+ sady fotsy noho ny ronono.Mena+ noho ny haran-dranomasina* izy ireo, sady nangirana toy ny safira.+
19 Hamindra fo+ amintsika indray izy, ary horeseny ny fahadisoantsika.+ Ary hatsipinao any amin’ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra.+